Entry | 1 filoha |
Root | 2 loha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) [1.1] |
Explanations in English |
5 the head, the director [1.7] |
Explanations in French |
6 chef, directeur [1.8] |
Examples |
7 Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha. [2.445#] 8 Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. [2.508#] 9 Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra. [1.320#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word filoha |
Anagrams | 14 filaho, filoha, lafiho |
Updated on 2023/10/25 |