Entry | 1 filoha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) |
Explanations in English |
4 [1.7] the head, the director |
Explanations in French |
5 [1.8] chef, directeur |
Examples |
6 [2.445#] Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha. 7 [2.508#] Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. 8 [1.320#] Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra. |
Root | 9 loha |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word filoha |
Anagrams | 14 filaho, filoha, fĂ´haly, folahi, folahy, hafilo, halofi, hofali, holafi, lafiho |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |