Entry | 1 tovonana |
Root | 2 tovona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampiana avy eo ambony: Tovony ny tranonao fa iva loatra [1.1] |
Explanations in French |
5 à quoi on ajoute [1.3] |
Examples |
6 ka izay efa vita dia tovonana ihany. [2.347] 7 Ary azo amboarina tsara ny zavatra : tovonana na anesorana araka izay ilaina hahavanonany. [1.377] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tovonana |
Anagrams | 13 natovona, notavona, notovana, tovonana |
Updated on 2022/06/12 |