Entry | 1 kanonta |
Root | 2 tonta |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tantanana makadiry. [1.1] |
Explanations in English |
5 a sledgehammer; a pile-driver [1.7] |
Explanations in French |
6 masse; bélier [1.8] |
Examples |
7 Isaky ny teny iray, dia toa kanonta iray nianjera tao am-poko. [2.643#] |
Vocabulary |
8 Tools |
Synonyms | 9 fampohaza |
Compound words |
|
Anagrams | 11 kanonta, kantoña, nakaton, nakotan, nankato, natakon, natokan, natonak, takonan |
Updated on 2023/08/11 |