|
|
|
|

Entry (1/5)1  tonta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo
Explanations in English  4  [1.7] a trap
Explanations in French  5  [1.8] piège
Derivatives 
6  Names :
7  Adverbs :
Compound words 

Entry (2/5)10  tonta
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta
Explanations in English  13  [1.7] one side of a quarrel
Compound words 

Entry (3/5)15  tonta
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Fanjerana zavatra atao miavovona
Vono atao amin' ny fively na torabato
Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra
Fanaovana antontany, fampifanongoavana
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Compound words 

Entry (4/5)25  tonta
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  [1.78] [Tambahoaka] valamparihy

Entry (5/5)28  tonta
Part of speech  29  adjective
Explanations in Malagasy  30  [1.1] Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba
Explanations in French  31  [1.8] vieux, usé, détérioré
Analogs  32  antitra, tranainy, lany andro, ela niasana, ela nanaovana, maintimolaly, mandalambitsika, rovitra, simba, rombina, taloha, efa navalona, lany mondro
Compound words 
Titles  34  Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela : Fanaka volamena mirakitra ny fahendren' ny razana (Rainitovo)

Updated on 2025/01/21