|
|
|
|

Entry1  antontany
Root  2  tonta
Part of speech  3  noun or adverb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra mifanongoa: Antontam-bato ~ Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina
Examples  5  Ary nanontanian' i Ezekiasa ny amin' ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita. [2.996#]

Anagrams  6  antontany, iantontan, natontany, niantonta, notantani, notatanin

Updated on 2023/08/17