Entry | 1 antitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Be taona, ela niainana: Efa antitra dia antitra i dadabe fa ila tsy afaka mandeha intsony 4 Zavamaniry fihinana toy ny katsaka, tsaramaso, mangahazo... efa azo hanina, tonga amin' ny fotoana efa ahazoana mihinana azy: Efa antitra ireto mangahazo ireto fa hadio 5 (loko) Tsy matsora, fa matevintevina: Soloy manga antitra itỳ lambam-baravarankely 6 Lany andro, tsy fampiasa intsony: Efa lamaody antitra izany dihinareo izany, hoy i Koto tamin-dRainy 7 Antitra, tranainy, goga, konka, golagoay. [1.1] |
Explanations in English |
8 mature, ripe, aged, old, permanent, durable, gone through with, completed, perfected; deep as applied to colours; old in the sense of used up, or worn out, as a pen, a coat, etc. [1.2] 9 mature; aged; dark (of colors); [1.7] |
Explanations in French |
10 âgé, vieux; mûr; foncé [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Titles | 21 Ilay vavy antitra! (Rakotoson Emeralda) |
Proverbs | 22 Proverbs containing the word antitra |
Article |
23 Randzavola: antitra ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 24 antitra, naitatr, nitatra, taitran, tantary |
Updated on 2023/07/14 |