Entry | 1 mifanantitra |
Root | 2 antitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Samy ho tratran' ny fahanterana avy: Mifanantera amin' ny vady aman-janaka, tompoko |
Explanations in English |
5 [1.2] to grow old together; to live as long as one another; to live to be old together. |
Examples |
6 Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany... [2.470] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |