|
|
|
|

Entry (1/2)1  forehitra
Root  2  rehitra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] May tsy misy horaisina
Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany.
Explanations in English  5  [1.2] Consumed, burnt. Comp. dorehitra
Examples  6  Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna. [2.587#]
Compound words 

Entry (2/2)9  forehitra
Root  10  rehitra
Part of speech  11  adverb [Full list]
Explanations in English  12  [1.2] in haste, in a hurry. Comp. dorehitra

Anagrams  13  forehitra, harefotry, hirefotra, hitrefora

Updated on 2023/10/19