Entry | 1 rehitra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Fiveloman' ny afo 9 fahamaimaizana, hidihidy, fisafoahana tafahoatra [1.1] |
Explanations in French |
10 action de s'allumer, de brûler 11 démangeaisons vives, colère ardente, animation, impétuosité [1.3] |
Examples |
12 Setroka sy zavozavo no niandohan' ny afo nandray rehitra tery sy tety, kanjo niova tsikelikely ho hazavana mahafinaritra toa faribolana baliaka, toy ny nosy kely mamirapiratra teny anivon' ny ranomasina ngalingaly. [2.643] |
Updated on 2020/07/31 |