Entry | 1 ampirehetana |
Root | 2 rehitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in French |
4 [1.3] |
Examples |
5 Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata [2.996] 6 Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko [2.4] 7 Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony [2.996] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |