Entry | 1 mirehitra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy |
Examples |
4 [2.470] Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. |
Root | 5 rehitra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mirehitra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |