Entry (1/2) | 1 forehitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] May tsy misy horaisina Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. |
Explanations in English |
4 [1.2] Consumed, burnt. Comp. dorehitra |
Examples |
5 [2.587#] Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanĂ na. |
Root | 6 rehitra |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 forehitra |
Part of speech | 10 adverb [Full list] |
Explanations in English |
11 [1.2] in haste, in a hurry. Comp. dorehitra |
Root | 12 rehitra |
Anagrams | 13 forehitra, harefotry, hirefotra, hitrefora |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |