|
|
|
|

Entry (1/2)1  manovona
Root  2  tovona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra [1.1]
Explanations in French  5  ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché [1.3#737]
Examples  6  Tsy manovona ampen-tany [2.59#122]
7  Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao [2.587#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  manovòna
Root  14  tovona
Part of speech  15  imperative of active verb manovona
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Tables and plates  18  All the active imperatives

Anagrams  19  manovona, manovòna, manovona, manovòna

Updated on 2020/07/31