|
|
|
|

Entry1  kanosa
Root  2  osa
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Names :
Explanations in Malagasy  5  Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany [1.1]
Explanations in English  6  a coward [1.7]
Explanations in French  7  poltron [1.8]
Examples  8  Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory. [1.38]
9  - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: [2.324]
Analogs  10  Kabaosy, kaosy, konetaka, koreha, mangorera, maivana ady, taitran' aloka, saro-tahotra, kambavy, mataho-kotroka, mivoan-tailahy, resy, mahery an-joro, akoholahy fantàka
Proverbs  11  Proverbs containing the word kanosa

Anagrams  12  ankaso, kanosa, sakano, sokana, sonaka

Updated on 2023/01/20