Entry (1/2) | 1 resy |
Part of speech | 2 participle |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho 9 Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony 10 Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao 11 Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy 12 Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] |
Explanations in English |
13 defeated conquered, overcome [1.7] |
Explanations in French |
14 battu, conquis [1.8] 15 vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] |
Examples |
16 Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508] 17 Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944] 18 Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267] |
Morphology |
|
Analogs | 24 Resy tosika, maty an-daharana, voatosika, tsy mahazo an-tsahala, voasongona, sendra tolona tsy omby tratra, ambaka noho, latsaka ambany noho, tsy mahaleo, tsy mahasehaka, tsy mahovoka, tsy mahatohitra, milavo lefona, miamboho lahy, mifori-drambo, mandray sanga, mangataka ranomandry, resy tsy miady |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Entry (2/2) | 32 resy |
Part of speech | 33 passive verb |
Explanations in Malagasy |
34 noana [Taisaka, Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 35 resy, sery |
Updated on 2023/05/29 |