|
|
|
|

Entry1  resy olo-narahina
Elementary words  2  resy, olona, arahina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny tsy maha-eo intsony ilay andry niankinana, toy ny vady izany, fa maty

Updated on 2024/12/07