|
|
|
|

Entry1  arahina
Root  2  araka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy
Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao
Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy
Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao
Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory
Explanations in English  5  [1.2] to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts.
6  [1.7] to be followed; to be prosecuted
Explanations in French  7  [1.8] qu'on suit, qu'on poursuit
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Titles  16  Hazakazaka arahin-tosika (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  17  Proverbs containing the word arahina

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21