Entry | 1 resy tosika |
Elementary words | 2 resy, tosika |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka [1.1] |
Updated on 2023/01/01 |