Entry | 1 tosika |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Ronjina; ezaka atao mba hampivoaka olona amin' ny faritra iray, na hamotraka azy na handroaka azy: Resy tosika izy ka lasa [1.1] |
Explanations in English |
9 a shove, a push [1.7] |
Explanations in French |
10 action de pousser, impulsion [1.8] |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tosika |
Anagrams | 16 kaitso, kitsao, sôkita, tosika, Tsikoa, tsioka, tsokia |
Updated on 2020/07/31 |