Entry | 1 atosika |
Root | 2 tosika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava 5 Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy 6 Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra [1.1] |
Explanations in English |
7 to be pushed [1.7] |
Explanations in French |
8 Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants) [1.3#734] 9 qu'on pousse [1.8] |
Examples |
10 Kanefa Razaka aza atosika eo Ambohimalaza Andriantompokoindrindra. [2.508#] 11 Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word atosika |
Anagrams | 19 atakosi, atosika, atsaiko, atsakoy, atsiako, atsikao, atsokay, itsakoa, tsaikao |
Updated on 2023/01/20 |