|
|
|
|

Entry1  manosika
Root  2  tosika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna
Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro
Explanations in English  5  [1.7] to shove; to urge
Explanations in French  6  [1.8] pousser
Examples  7  ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48]
8  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word manosika

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21