|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanosehana
Root  2  tosika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandronjenana mba hivoaka amin' ny faritra iray mamotraka, fandroahana [1.1]
Explanations in French  5  L’action de pousser, de chasser de la caste, le temps, l’instrument
6  la viande que l'on mange avec le riz (elle pousse le riz, aide à le manger) [1.3#734]
Examples  7  Ny impiton' ny fanosehana kosa dia ny tenako no nanaovako fanandramana. [2.499#]
8  ho fandevonana ny havandra sy ho fanosehana azy ho any amin' ny tany tsy misy vary. [2.588#]

Entry (2/2)9  fanosehana
Root  10  tosika
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  13  Vy na varahina, miendrika kaopy bitika kely, isisihan' ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro
14  Laoka; izay rehetra entina manosika ny sakafo [1.1]
Explanations in English  15  A thimble. See leDE [1.2]
16  a thimble [1.7]
Explanations in French  17  dé à coudre [1.3#734, 1.8]
Examples  18  Ao ho ao an-joron-databatra ny fanosehana (Le dé est par là dans un coin de la table) [1.107#77]

Updated on 2023/02/22