|
|
|
|

Entry1  resy tsy miady
Elementary words  2  resy, tsy, miady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo kivy ambony ihany na tsy mbola nanao na inona na inona aza ka dia miala sy mihataka na mijanona mihitsy aza

Updated on 2024/12/07