Entry | 1 resy ny maty |
Elementary words | 2 resy, maty |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 anambarana fa tsy afa-miteny intsony ny maty ka manao izay tiany ny velona; ilazana indrindra ny olona maty, ka malady manambady ilay vadiny velona [1.1] |
Updated on 2023/05/29 |