Entry (1/3) | 1 osa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy. Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo |
Explanations in English |
4 [1.7] feeble, weak; coward |
Explanations in French |
5 [1.3] faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron 6 [1.8] faible, poltron |
Examples |
7 Antitra sy osa ny raiko. [2.270#] 8 Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word osa |
Entry (2/3) | 17 osa |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] [Taisaka]
zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry |
Vocabulary |
20 Botany: grass |
Entry (3/3) | 21 Osa |
Part of speech | 22 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
23 [2.996] Uz |
Explanations in French |
24 [2.996] Uç |
Examples |
25 Zanak'i Arama: osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996] |
Vocabulary |
26 Holy Scriptures |
Synonyms | 27 oza, oza, oza |
Article |
28 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Osa |
Anagrams | 29 |
Updated on 2025/01/21 |