Entry | 1 safelika |
Root | 2 felika |
Part of speech | 3 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 fiolahana na fihodinana avy amin' ny indrany, fa tsy mamantana mahitsy; fandeha miolika na miolaka na misompirana aloha vao mihodina sy mizotra [1.10] 10 Fandehanana any ambadika, fanaovana ankodina fa tsy manatrika 11 Famelezana avy any ivoho fa tsy eo anoloana: an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo 12 Olakolaka, olikolika tsy mivantana: tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1] |
Explanations in French |
13 détours [1.3, 1.5] 14 tours, circuits faits avec la main, le bras, les pieds, des cordes, cirduits faits dans la marche 15 action de faire des circuits pour surprendre, pour arrêter 16 ruses, ambages, circonlocutions, allusions [1.3] 17 action de surprendre par des détours [1.5] |
Examples |
18 Tsy inona io, fa ny fahaizany mananatra amin' ny alalan' ny safelika an-teny. [2.245#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word safelika |
Anagrams | 24 fiselaka, safelika |
Updated on 2023/10/02 |