Entry | 1 misafelika |
Root | 2 safelika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika tany ambadiky ny trano no nahatongavako ka tsy hitanao ~ Misafelika ny renirano Mivily, mihodivitra: Soa ihany fa nisafelika ny balan' ny fahavalo ~ Lalana misafelika Manao teny be olakolaka: Nahoana moa ianao no misafelika rehefa miteny fa tsy roba mitsotra |
Explanations in English |
5 [1.2] used also for mifelika |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word misafelika |
Updated on 2024/12/11 |