Entry | 1 safeli-teny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in French |
3 [1.3, 1.5] allusion 4 [1.3] circonlocution |
Examples |
5 [1.1] tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana 6 [2.298] Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka: |
Vocabulary |
7 Linguistics |
Elementary words | 8 safelika, teny |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |