Entry (1/2) | 1 fisoko |
Root | 2 soko |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fiaokon' ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany 5 Fitsofohana manginaina tas' misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin' ny hopitaly 6 Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan' ny adala an' ilay bokiko 7 Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan' ny fahavalo [1.1] |
Explanations in French |
8 Ce qu’on peut faire ou prendre en cachette, manière d’agir en cachette [1.3#620] |
Synonyms | 9 fisokoana#mg.n |
Entry (2/2) | 10 fisoko |
Root | 11 soko |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Toerana voavala ho an'ny biby ompiana (akoho, vorona, ondry, kisoa...). (Saika mazana voatery miondrika rehefa miditra ao ka izany no nahatonga io anarana io). [1.1] |
Explanations in English |
14 The south-eastern part of the house partitioned off for a fold, a pen, a sheep-fold, or a goat-fold. [1.2] |
Explanations in French |
15 Petit parc établi dans les maisons à l’angle sud-est, où l’on met les brebis, les cochons, les volailles. C’est parce qu’il faut en général se courber pour y entrer qu’on lui donne le nom de Fisoko [1.3#620] |
Examples |
16 Ny fisoko eo an-jorony atsimo-atsinanana itoeran' ny ondry, ary ny akoho eo amboniny. [1.437#] |
Updated on 2023/05/14 |