|
|
|
|

Entry1  atsofoka
Root  2  tsofoka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very
Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao
Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 

Anagrams  11  atsofako, atsofoka

Updated on 2025/01/21