|
|
|
|

Entry (1/3)1  N    n    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra
Explanations in French  4  [1.3] Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes.
Analogs  5  abidy
Tables and plates  6  The Alphabets
Article  7  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entry (2/3)10  -n-
Part of speech  11  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza)

Entry (3/3)13  N    
Part of speech  14  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  15  [3.1] Azôty na nitirôzenina. Singa mietona, fahafito amin'ny fisokajiana miherina.
Explanations in English  16  [3.1] nitrogen
Explanations in French  17  [3.1] azote
Vocabulary  18  Chemistry
Tables and plates  19  Periodic Table

Updated on 2024/12/21