Entry (1/4) | 1 abidý |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z. Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory. Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko. |
Explanations in English |
4 [1.2] The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters 5 [1.7] The alphabet |
Explanations in French |
6 [1.3] Nom de l'alphabet malgache 7 [1.66, 1.5] alphabet 8 [1.8] L'alphabet 9 [1.67] (un) alphabet. Miainga amin' ny abidy ny soratra sy ny vaky teny: l'écriture et la lecture commencent par l'alphabet |
Explanations in Italian |
10 [1.18] Alfabeto |
Explanations in German |
11 [1.56] Alphabet. Von der Westgriechen stammt das lateinische Alphabet und damit auch unsere heutige Schrift. Zavatra alahatra araka ny abidỳ: etwas nach dem Alphabet ordnen. Synonym: Buchstabenreihe (f), ABC. |
Examples |
12 Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo [2.117] 13 Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649] 14 Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#4] |
Morphology |
|
Other spellings | 16 abede |
Compound words |
|
Titles |
21 Abidin' ny Baiboly (Randrianasolo Bernard) 22 Ny Abidin' ny toaka (Rajaonary) |
Quotes | 23 Texts mentioning abidỳ |
Tables and plates |
24 The Alphabets |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 26 abidy |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in Malagasy |
28 [1.78] [Betsimisaraka]
Vavy antitra 29 [1.147#A1] [Betsimisaraka] antibavy |
Proverbs | 30 Proverbs containing the word abidy |
Entry (3/4) | 31 abidy |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 [1.78] [Betsileo]
andevo |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 35 abidy |
Part of speech | 36 noun |
Explanations in English |
37 [1.2] A provincial name for a water-bird. |
Explanations in French |
38 [1.19] [Tankarana]
Nom d'un oiseau aquatique. |
Vocabulary |
39 Zoology: birds |
Anagrams | 40 |
Updated on 2025/01/21 |