|
|
|
|

Entry (1/2)1  miditra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba
Manaiky hiray amin' ny fianakaviana na hikambana amin' ny fikambanana iray: Te hiditra ho zanakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aivo ho vady ~ Niditra ho miaramila Rakoto
Manomboka miasa: Amin' ny valo no miditra ny mpiasa
Mikasika zavatra tsy raharahan' ny tena: Aza miditra amin' izany ianao fa zavatra tsy hainao izany
Anaovana ka mahatonga: Misy iaro maro samihafa miditra amin' ny savony
Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa faran' ny volana
Explanations in English  4  [1.2] to enter, to go in.
Explanations in French  5  [1.13] entrer, pénétrer
Examples  6  [2.470] sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny.
7  [2.48] Dia vita ny oha-jaza, dia miditra ao an-trano.
Root  8  iditra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mitsabaka, mitsofoka, mitsorofoka, mijoloka, miditra maninteraka, miborobaka, mitsopaka, mitsoropaka, mitsotaka, maninteraka, mandroso miroso, misosososo, mijolonjolona, misolontsolona, misoko, misovoka, mirotsaka, milatsaka, miroboka, mitsoboka, mitsabaka, manao tsobodranon-dramiangaly
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  33  Proverbs containing the word miditra

Entry (2/2)34  miditra
Part of speech  35  active verb
Explanations in Malagasy  36  [1.1] Manao ditra: Miditra handeha Zomà ny zafikeliko
Explanations in French  37  [1.3] s'opiniâtrer, résister, ne pas céder
Root  38  ditra
Morphology 
39  Present :
40  Past :
41  Future :
42  Imperative :
Analogs  43  mitokona, mitokozihitra, mihenahena, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka

Updated on 2024/12/11