|
|
|
|

Entry1  mitsabaka
Root  2  tsabaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe
5  Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word mitsabaka

Updated on 2023/01/05