Entry | 1 tsabaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon' olona; fikasihana tsy misy antony ny raharahan' olona; fidirana ao amin' ny trano misy areti-mifindra. |
Explanations in French |
4 [1.3#747] action de plonger quelque chose dans un liquide, dans une matière pâteuse, de l'agiter, de palper dedans, de patauger dedans avec le pied, de salir en portant à la bouche Figuré: d'entrer effrontément dans une maison, de pénétrer là où règne quelque maladie |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |