Entry | 1 tsabahina |
Root | 2 tsabaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Haronina amin' ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin' ny ankizy 5 Enti-milaza zavatr' olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantranon' olona 6 Idirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 hatsabany, itsabahan, nitsabaha, tsabahina |
Updated on 2023/01/05 |