|
|
|
|

Entry1  fitsabaka
Root  2  tsabaka
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany
5  Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [1.1]

Updated on 2023/10/20