Entry | 1 fitsabaka |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina |
Root | 4 tsabaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |