Entry | 1 mitsabaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona |
Root | 4 tsabaka |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mitsabaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |