Entry | 1 mikitroka |
Root | 2 kitroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona, mikitroka ny nifiny Mifanety be, matevina: Any atsinanana, mikitroka ny ala ~ Mikitroka ny haizina Midilotra (nify): Mikitro-nify izy noho ny hatezerana Mandà tsy hanao, mitokona: Mikitroka foana io zaza io rehefa ampanaovin-javatra |
Explanations in English |
5 [1.7] to be thick or close together, to be obstinate to gnash the teeth |
Explanations in French |
6 [1.8] être serré, épais; s'obstiner; grincer des dents |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mikitro-nify |
Compound words |
|
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |