Entry |
kitroka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fifaneren-javatra matevina be, fifanizinana tsy misy elanelany; fidilotry ny nify ampiadina na ny fifampikasohany re ety ivelany; di-doha, fanginana midongy tsy mety miteny. [1.1]
|
Explanations in English | Close together [1.7]
|
Explanations in French | Serré, touffu [1.8]
|
Examples | Efa maizin-kitroka ny alina vao taitra aho.
[2.643]
|
Derivatives |
|
Entry |
kitroka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | The gnashing of teeth [1.7]
|
Explanations in French | Grincement des dents [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
kitroka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ireo lavenona sy vato niempo maintimainty avy amin' ny afotroa [1.1]
|
Vocabulary |
|