|
|
|
|

Entry1  fikitrohana
Root  2  kitroka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan' ny hazo amin' itỳ ala itỳ
5  Fidilorana: Any (amin' ny afobe) no misy fitomaniana sy fikitroha-nify [1.1]

Anagrams  6  fikitrohana, hakotrifany, hikotrifana, hitrifanako

Updated on 2024/02/02