Entry | misovoka (sovoka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo Miditra mangina sy misokosoko mba tsy ho hita na ho re: Nisovoka namangy ny havany izy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | misoko | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |