|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihenahena
Root  2  henahena
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina
Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?
Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy
Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  mihenahenĂ 
Root  10  henahena
Part of speech  11  imperative of active verb mihenahena [Full list]
Explanations in Malagasy  12  [1.1]
Explanations in French  13  [1.3]

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/28