Entry | midi-kizo | |
Elementary words | miditra ; kizo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena [1.1] | |
Examples | ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony.
[2.296] | |
Synonyms | midi-bingo | |
Updated on 2023/05/31 |