|
|
|
|

Entry1  midi-kizo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena
Examples  4  [2.296#] ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony.
Elementary words  5  miditra, kizo
Synonyms  6  midi-bingo

Updated on 2024/12/10