Entry | 1 fefena |
Root | 2 fefy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asiana fefy, asianavala, asiana zavatra miaro manodidina: Hofefeko ny tanimboliko mba tsy hidiran' ny akoho / Fefen' ny reny ny zanany rehefa matory |
Explanations in English |
5 [1.2] to be fenced, to be hedged in. 6 [1.7] to be enclosed, to be hedged in |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on clôture |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |