|
|
|
|

Entry (1/2)1  kiady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.
Explanations in English  4  [1.7] a pole with a tuft of grass used to mark property rights
Explanations in French  5  [1.8] perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit
Other spellings  6  kady
Analogs  7  voninahitra, tabiha, rehareha, sanga, endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tatamo ravaky ny farihy, kitro ifaharana, vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word kiady
Illustrations 
12 

Entry (2/2)13  kiady
Part of speech  14  noun
Explanations in English  15  [1.7] a Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily
Explanations in French  16  [1.8] éclaireur (laic); cf. skoto, tily

Anagrams  17  daiky, dikai, kiady, kiday

Updated on 2023/10/29