Entry |
rehareha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [1.1]
|
Explanations in English | Pride, boasting [1.7]
|
Explanations in French | Orgueil [1.3, 1.8]
|
| Fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [1.3]
|
| Vantardise [1.8]
|
Examples |
1 | Izany dia ho tabina sy rehareha tokoa ho anareo.
[2.649]
|
2 | Izay voninahitra sy rehareha, Dia hafa tarehy tsy very mandeha.
[1.437]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
rehareha
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [1.1]
|
Explanations in French | Arbre [1.3]
|
| [Betsimisaraka, Sakalava]
(de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique.
[1.196]
|
Scientific name | Ophiocolea floribunda |
Vocabulary |
Phytonyms |
|
Analogs |
reharehalahy ~
reharehavavy |
|